|
|
|
|

Teny iditra 1  iniana
Fototeny  2 nia
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao an-tsitrapo marina: Niniako nafenina ilay voankazo vao novidina satria tsy mbola masaka tsara [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 qu'on fait à dessein, volontairement [1.3]
Mpanahaka  10  niavina
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 7 misy ny teny hoe iniana
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 aniany, 14 inaina, iniana, 15 nainay, 16 ny anay

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22