|
|
|
|

Teny iditra 1  satry
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra
Haiendriteny 
3  Ny ankehitriny :
4  Ny lasa :
5  Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  14 Tiana, sitraka: Satriko ny handeha, saingy mita hanavy aho. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 intended; wished; to intend, to prefer [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  16 voulu, désiré, visé, choisi, préféré: Satriko ny mandeha, fa misy ranonorana (Je voudrais bien partir, mais il y a de la pluie) [1.3]
17 voulu, qu'on a l'intention de faire; préféré [1.8]
Ohatra  18  Moa va tsy fanala latsaka maraina iny hariva iny ka satry ihany hilatsaka am-patana rehefa vita ny lahasa an-tsaha. [2.470#47]
Fikambanana  19  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how satry
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  21 ratsy, satry, 22 sitra, 23 Tarsy

Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17