|
|
|
|

Entrée1  Andriarimalala René
Mots élémentaires  2  Andriarimalala, 3  René
Partie du discours  4  nom propre (anthroponyme) [Liste complète]
Explications en malgache  5  Andriarimalala René (Ener-Lalandy) [3.1]
6  Andriarimalala - izay fantatra indrindra koa amin'ny anarana indrana hoe ener-lalandy - dia mpanao tononkalo sy mpanoratra tantara indray miseho maro mpankafy. Ny tononkalo soratany dia mazàna no mifono ventin-kevitra, ary misy aza manan-tarehina hatsikana na vosobosotra nefa nokendreny hanome anatra màhasoa, araka ilay oha-teny latinina hoe: " Castigat ridendo mores" (ahi-tsiny amin'ny hehy ny fomba fiaina). [2.314]
Vocabulaire  7  Littérature: auteurs
Ouvrages littéraires  8  Ary hitako
9  Dona-tsetroka
10  Mpiandry omby

Mis à jour le 2025/09/12