|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : variraiventy | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Aza manao variraiventy maniho ariary. [2.165]
Aza manao variraiventy manoha ariary. [2.653 #541] Aza manao voamena manohana ny ariary. [2.558 #635] Manao voamena maniho ariary. [2.415 #2301] Voamena maniho ariary. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Zavatra kely mahavery ny be. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | L'avare manque une affaire de cinq francs pour quatre sous. [2.415 #2301]
Ne manquez pas une affaire de cinq francs à cause de un centime. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | L' expression s' appliquait aussi à ceux qui laissent une chose importante pour s' attacher à une affaire de légère importance. [2.415 #2301] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Tsy manan-kamidy, ka manontany, ambatry iray ka avezivezy, variraiventy ka Tsy manan-kamidy, ka manontany ; varidimiventy, ka avezivezy. [2.415 #4409, 2.653 #3374] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | On n' a pas de quoi acheter et on demande le prix, on n' a que quelques centimes et on les promène partout. [2.415 #4409] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Se disait des vaniteux et des fanfarons. [2.415 #4409] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 3 | Variraiventy isan' | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Morceau d' argent du poids d' un grain de riz par lequel on achète le droit de vivre. [2.415 #404] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Cet impôt, dit prix de la vie, était payé par tous les sujets au souverain à l' époque du Bain, c' est-à-dire au premier jour de l' année malgache. [2.415 #404] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|