|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : valabalaka | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Valabalaka hoatry ny andevolahy homan-goaika. [2.415 #602]
Valabalaka, ohatra ny andevolahy homan-goaika. [2.653] Valabalaka sahala amin' ny ankizilahy homan-goaika. [2.558] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Las comme un esclave qui mange du corbeau. [2.415 #602] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Se disait d' une grande fatigue. [2.415 #602] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|