|
|
|
|

Teny iditra1  valabalaka
Fototeny  2 valaka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  4 [duplicatif[. [1.3#804, 1.5]
Ohatra  5  Kamo dia ny tsy manana faharisihana hanao, fa valabalaka ny sainy na ny tenany. [2.285#]
6  Torimaso mahasodoka, fa ny eritreritra lasalasa, manonofinofy, ny tena valabalaka, mavesabesatra, tsembotsemboka. [2.499]
Voambolana  7  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02