|
|
|
|
Fizahan-teny
Aa
Bb
Dd
Ee
Ff
Gg
Hh
Ii
Jj
Kk
Ll
Mm
Nn
Oo
Pp
Rr
Ss
Tt
Vv
Zz
Ohabolana misy ny teny hoe :
vahatry
Ohabolana 1
Tantamo an-
dovoka
ñy
olona
: vany
mitsivaka
tahatra ñy
hisaraka
.
[
2.165
]
Tantamo an-
dovoka
:
vahatry
ny
mitsivaka
tahatry ny
hisaraka
.
[
1.147
#T36]
Fanazavana malagasy
Tatamo an-dobo ny olona: aleony mitsivaka toy izay misaraka.
[
2.165
]
Ohabolana 2
Tovolahy
irak'
andriana
:
vahatry
ny ela
tahatry ny tsy hahazo.
[
1.147
#T111]
Fizahan-teny
Aa
Bb
Dd
Ee
Ff
Gg
Hh
Ii
Jj
Kk
Ll
Mm
Nn
Oo
Pp
Rr
Ss
Tt
Vv
Zz