Index

Proverbes : siramamy

Proverbe Badolahy miantsena: siramamy ka atoraka alika. [Rajemisa 1985]
Interprétation malgache Enti-milaza olona tsy ampy fiheverana, kely saina, ka tsy hainy akory ny manavaka ny tsara sy ny ratsy, ny mahasoa sy ny tsy ilaina. [Rajemisa 1985]

Proverbe Tantely sy siramamy : na dia samy mamy aza, misy samihafa anarana ihany. [Nicol 1935 #72, Cousins 1871]
Tantely sy siramamy : na dia samy mamy aza, tsy itovizana kosa ny anarana. [Rinara 1974 #4101]
Traduction française Miel et sucre : même douceur et noms différents. [Nicol 1935 #72]

Index