|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  anarana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Teny enti-milaza zavatra na biby na olona ka anavahana ary iantsoana azy: Rabe no anaran' ny rahalahiko ~ Akondro no anaran' itỳ voankazo itỳ.
4 (Ny sokajin-teny miisa 11 amin' ny teny malagasy). [1.1]
5 iray amin'ny sokajin-teny, fomba fiantsoana. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6 name. [1.2, 1.7]
7 appellation, honour. (Sunda, etc., ngaran.): Tsy manana anarana izy (He is of no moment, or of no rank). [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 nom. [1.8, 1.13]
9 dénomination. [1.13]
Haiendriteny 
10  Tsotra :
Voambolana  11  Haiteny
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 20 amin' io teny io
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)14  Anarana
Singan-teny  15 anarana
Sokajin-teny  16  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  17 Rapatsalahy Paul
Mpanonta printy  18  Edisiona Takariva. 1981. Haavony: 16cm. Ambainy: 11.5cm. Takila: 20.

Fivaditsoratra  19 Anarana, anarana, 20 aranana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10