| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : helika
|
|
|
| Ohabolana 1 | Lava helika. [2.415 #4294]
|
| Dikanteny frantsay | Voleur qui a de grandes aisselles, sait cacher son vol. [2.415 #4294]
|
| Fanazavana frantsay | Se disait des voleurs habiles. [2.415 #4294]
|
|
|
| Ohabolana 2 | Mainty helika hoatry ny mpanefy. [2.415 #4241]
Mainty helika ohatra ny mpanefy. [2.653, 2.165, 2.558]
|
| Dikanteny frantsay | Avoir les aisselles noires comme les forgerons. [2.415 #4241]
Être noir sous les bras comme un forgeron. [2.165]
|
| Fanazavana frantsay | Dénoncé par ses propres actes. [2.415 #4241]
|
|
|
| Ohabolana 3 | Tsy miady, tsy miady, kanjo ny kibay eny an-kelika ihany. [2.974 #394, 2.653]
|
| Dikanteny frantsay | Crier : " Paix, paix ", alors qu’on a le gourdin sous l’aisselle. [2.974 #394]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|