| Entrée | 1 mpanefy |
| Radical | 2 tefy |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Mpanamboatra ny metaly rehetra -- indrindra ny vy -- mba hahatonga azy ireo ho antsy, famaky, angady, ka ny asany amin' izany dia ny mandrendrika sy manome bika azy [1.1] |
| Explications en anglais |
5 a blacksmith; any metalworker, including a silversmith, etc. [1.7] |
| Explications en français |
6 forgeron; celui qui travaille un métal quelconque [1.8] |
| Tous les mots composés | 7 3 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 8 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 9 fempina, 10 mpanefy |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|