Index

Proverbes : hainandro

Proverbe Hainandro hariva ka ny avo no trany farany. [Rinara 1974 #1245]
Hain' andro hariva : ny avo ihany no trany. [Cousins 1871, Veyrières 1913]
Hain' andro, ka ny avo ihany no vonjena. [Veyrières 1913]
Toy ny hainandro, ka ny avo ihany no vonjeny. [Houlder 1895]
Toy ny hainandro ka ny avo ihany no vonjeny aloha. [Rinara 1974 #4282]
Toy ny hainandro: ny avo ihany no vonjeny. [Cousins 1871]
Traduction française Chaleur du soleil : ce sont les régions élevées qui sont secourues. [Veyrières 1913 #765]
Pareil au soleil, qui n' éclaire (d' abord) que les endroits élevés. [Houlder 1895]
Interprétation française Les grands seuls et non les petits sont l' objet d' égards. [Veyrières 1913 #765]

Index