Index

Proverbes : boloky

Proverbe Aza manao bolokilahy homam--boan--tseva: fy ny atsy, fy ny aroa. [Houlder 1895 #517]
Aza manao bolokilahy homam--boan--tseva : fy ny atsy, mamy ny aroa. [Cousins 1871 #423]
Boloky homam--boan--tseva : fy ny atsy mamy ny aroa. [Rinara 1974 #64]
Bolokilahy homam--boan--tseva: fy ny atsy, mamy ny aroa. [Rajemisa 1985]
Bolokilahy homam--boan--tseva ka mamy ny atsy, fy ny aroa. [Rajemisa 1985]
Interprétation malgache Enti-milaza ny olona sady mifankahazo amin' ny atsy no mifankahazo amin' ny aroa. [Rajemisa 1985]
Ilazana ny tia roa ka sady tia ny ventiny no tia ny rony, sady tsy mahafoy ny eo an-tanana no mankamamy ny any ivelany. [Rajemisa 1985]
Traduction française Ne faites pas comme le perroquet mangeant des baies de "seva" ci et là et qui trouve les unes bonnes, et les autres délicieuses. [Houlder 1895]
Interprétation française Désigne les gens au cœur partagé ou inconstants. [Houlder 1895]

Index