|
|
| | | | |
|
| Kamban-teny (25) |
1 aretim-bilany 2 arim-bilany 3 bakilam-bilany 4 mainty ohatra ny arim-bilany 5 maizim-bava vilany 6 manao afo am-bilanikely 7 mangadihady toy ny vilany nahandroam-patsa 8 mangarom-bilany 9 sakaizam-bilany vy |
10 tavim-bilany 11 tonom-bilany 12 vilany antemoka 13 vilanibe 14 vilanibe fandrendreham-by 15 vilanibem-pana 16 vilany jobo 17 vilanim-by anidina 18 vilany midasidasy |
19 vilany mihiboka 20 vilany tany 21 vilany tsy maty 22 vilany varahina 23 vilany vy 24 vilany viraty |
|
|