|
|
|
|

Teny iditra1  aretim-bilany
Singan-teny  2 aretina, 3 vilany
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 Anarana somary hatsikana ilazana ny hanoanana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Avoir la maladie de la marmite. Se disait soit de la faim, soit d' une indigestion.. [2.415#4463]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12