|
|
|
|
Fikambanana 10 amin' ny teny
hendry
(#1)
Kamban-teny (10)
1
adala hendry
2
ambany saokan' ny hendry
3
hendry ka tsy manan-ko an-teny
4
manao fialan' olon-kendry
5
miana-kendry
6
ny hendry ihany no anarina
7
ny voa tsy hendry: ny azony adala
8
olon-kendry
9
raha tsy voa tsy hendry
10
tsy adala tsy hendry