Entrée ny hendry ihany no anarina
Mots élémentaires hendry ; ihany ; anarina
Partie du discours locution
Explications en malgache Enti-milaza fa ny hendry ihany no mety hahazo izay fananarana atao aminy (fomba mandokadoka ny olona anarina koa io satria avy hatrany izy dia atao anisan' ny sokajin' ny hendry) [1.1]

Mis à jour le 2023/03/28