|
|
|
|

Teny iditra 1  tendrombohitra
Singan-teny  2 tendro, 3 vohitra
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 havoana lehibe hita mandondona avo sady sarotra anihina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a mountain; the summit [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 montagne [1.8, 1.13]
8 colline; sommet de montagne [1.8]
Ohatra  9  Ao amin' ny tendrombohitra tsy afak' olonarivo, hoy ity iraka. [2.895#]
10  Nanondro tendrombohitra roa ambinifolo tany Imamo Andriambahoaka I. [2.508#]
Voambolana  11  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe tendrombohitra
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  14 Randzavola: tendrombohitra ao amin' ny Baiboly
Sary 
15  16  17 
18 

Nohavaozina tamin' ny 2026/09/04