|
|
|
|

Teny iditra 1  vohitra
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  25 Havoana
26 Tanàna kely: "Mijojo mipatraka ny oram-baventy ~ Mandena ny vohitra sy ny tanety" [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  27 a hill
28 a village (formerly situated on a hill) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  29 élévation, colline
30 ville, village, hameau, maison avec enclos [1.3]
31 colline, montagne
32 village (situé sur la colline autrefois) [1.8]
Ohatra  33  Tsy ela dia niakatra ilay vohitra misy azy rehetra. [2.470#9]
Voambolana  34  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Fikambanana  35  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 134 misy ny teny how vohitra
Ohabolana  36  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  37 Randzavola: vohitra ao amin' ny Baiboly (=> tanàna)
Sary 
38 

Fivaditsoratra  39 hovitra, vohitra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21