|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 tendro |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
13 Ny ilany ambony indrindra, ny tampony amin' ny zavatra iray lava na avo: Tapaho ny tendron' io tady io. / Misy sarin' akoholahy erỳ an-tendron' ny tranon-dakolosy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
14 the tip, the top
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 sommet
[1.8, 1.13] 16 bout [1.8] 17 [Merina] La cime d'un arbre. On dit par exemple an-tendron'ny hazo : à la cime de l'arbre [1.196] |
| Ohatra |
18 eo amin' ny koranam-pifaliana iraisana no mifandray tendro izany.
[2.313#]
|
| Fikambanana | 19 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 35 misy ny teny hoe tendro |
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 21 tendro |
| Sokajin-teny | 22 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
23 Mari-tsoratra fanao eo amin' ny zanatsoratra misy tsindrimpeo: lalàna
24 (tendry ?) Ilay mari-tsindrimpeo atao eo ambonin' ny tarehintsoratra a na i na o: à, ì, ò [1.1] |
| Voambolana | 25 Eva |
| Fikambanana | 26 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny hoe tendro |
| Teny iditra (3/3) | 27 tendro |
| Sokajin-teny | 28 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
29 [Betsileo] Nom donné aux fruits avortés ; mal formés. Par exemple : tendrom-boatelo (Dubois).
[1.196] |
| Voambolana | 30 Haizavamaniry |
| Fivaditsoratra | 31 ndreto, tendro |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/09/04 |
|