|
|
|
|

Teny iditra (1/6) 1  manomba
Fototeny  2 omba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandrakotra misakobona amin' ny lamba na ny elatra: Manomba ny zanany na reniakoho
9 Miaro: Manomba antsika ny fitahian' Andriamanitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to cover, to wrap; in the provinces it means to strip off a person's clothes, or to insult by indecent language. [1.2]
11 to cover, to protect [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 couvrir; protéger [1.8]
Tovy hevitra  13 mambomba
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how manomba

Teny iditra (2/6) 15  mañomba
Sokajin-teny  16  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  17 [Bara] manampy, mifanampy samy matanjaka [1.78]

Teny iditra (3/6) 18  mañomba
Sokajin-teny  19  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  20 [Antambahoaka] mandoa [1.78]

Teny iditra (4/6) 21  manombà
Fototeny  22 omba
Sokajin-teny  23  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manomba [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Teny iditra (5/6) 24  Manomba
Singan-teny  25 manomba
Sokajin-teny  26  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  27  Haitoetany: tanàna

Teny iditra (6/6) 28  manomba
Sokajin-teny  29  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  30 petit fleuve de la sous-préfecture de Maintirano ... Il reçoit sur sa rive droite la Marifilaly [1.11]
Voambolana  31  Haitoetany: renirano, farihy

Fivaditsoratra  32 mañambo, manomba, Manomba, mañomba, manombà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14