|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  dika
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  29 [Antemoro+Antesaka] dia [1.78]
30 Enti-milaza fihoarana; tsy fanarahan-dalàna; fakàna tahaka soratra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  31 [Antesaka] longueur d'un pas [1.82]
Fikambanana  32  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny hoe dika

Teny iditra (2/3) 33  dika
Sokajin-teny  34  matoanteny mpamaritra
Haiendriteny 
35  Ny ankehitriny :
36  Ny lasa :
37  Ny hoavy :
Sampanteny 
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  39 [Antemoro+Antesaka] dingana [1.78]
40 [Bara] lasa [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  41 See dingina, vikina, vokina [1.2]
42 crossed over [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  43 [Antesaka] parti, passé [1.82]
44 dont on s'est écarté [1.8]
Tovy hevitra  45 dingina, vikina, vokina
Fikambanana  46  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny hoe dika

Teny iditra (3/3) 47  dika
Sokajin-teny  48  anarana
Fanazavàna teny malagasy  49 [Sihanaka] faditra [1.78]
Fikambanana  50  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe dika

Fivaditsoratra  dika, 51 kady, 52 kida

Nohavaozina tamin' ny 2026/10/14