|
|
|
|

Teny iditra 1  vikina
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  22 Fandinganana misavoana avo dia mikasika ny tany indray; fihoarana, fitsipihana, tsambikina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  23 a jump, a leap [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  24 saut [1.20]
25 saut, bond [1.8]
Ohatra  26  Saingy ny endriky ny vikina no tsy dia kanto loatra: [2.4#60]
27  Tsy hain' ny fandinihana arahi-maso, fa tahaka ny vikina niampita avy amin' ny tsy taka-polopolorina. [2.296#]
Tsipelina hafa  28 vokina, vokona
Fikambanana  29  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny how vikina
Ohabolana  30  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  31 ankivy, 32 kivina, 33 vañiky, vikina, 34 vinaky

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22