|
|
|
|

Teny iditra (1/5) 1  atỳ
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Haiendriteny 
3  Ny ankehitriny :
4  Ny lasa :
5  Ny hoavy :
Sampanteny 
Tambinteny :
Mpampiankin-teny :
Fanazavàna teny malagasy  8 Milaza toerana misy ny tena, fa malaladalaka kosa mitahy amin' ny Ato: Mahafinaritra ahy ny mipetraka atỳ ambanivohitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 here, not in sight [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 ici, pas visible [1.8]
Mpanahaka  11  any, 12  ao, 13  ar, 14  aroa, 15  at, 16  ato, 17  atsy, 18  eny, 19  eo, 20  er, 21  eroa, 22  et, 23  eto, 24  etsy
Fikambanana  25  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how aty

Teny iditra (2/5) 26  aty
Sokajin-teny  27  anarana
Haiendriteny 
28  Tsotra :
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  30 Ilazana toerana iray izay voafaritra ny manodidina azy: Madio ny atin' ity trano itỳ na dia maloto aza ny ivelany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  31 the insides of anything; a room [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  32 [Tankarana] intérieur [1.19]
33 intérieur, ce qui est au dedans [1.3]
34 l'intérieur, le dedans [1.8]
Voambolana  35  Toerana
Fikambanana  36  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 49 misy ny teny how aty

Teny iditra (3/5) 37  aty
Sokajin-teny  38  anarana
Haiendriteny 
39  Tsotra :
Fanazavàna teny malagasy  40 Ny lehibe indrindra amin' ny glandy ao amin' ny tenan' ny olombelona, ao amin' ny kibo, amin' ny havanana, miteraka ny antsoina hoe ranon' afero izay ilaina amin' ny fanovana ny sakafo ho mahavelona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  41 the liver [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  42 [Tankarana] foie; poumon [1.19]
43 foie [1.3]
44 le foie [1.8]
Voambolana  45  Haiaina
Fikambanana  46  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 8 misy ny teny how aty
Ohabolana  47  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (4/5) 48  aty
Sokajin-teny  49  anarana
Fanazavàna teny frantsay  50 [Merina] La moelle, l'intérieur des tiges fistuleuses. Voir atin-kazo. [1.196]
Voambolana  51  Haizavamaniry
Fikambanana  52  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how aty

Teny iditra (5/5) 53  aty
Sokajin-teny  54  anarana
Fanazavàna teny malagasy  55 [Betsimisaraka] tsy mitana ny zavatra ao aminy na maloto na azo sotroina [1.78]

Fivaditsoratra  aty, atỳ, 56 ita, 57 tay, 58 tia

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15