|
|
|
|

Teny iditra1  -nareo
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana, entina misolo ny olona iresahana raha maro: Hoy Rakoto tamin'izy mirahalahy: "Aiza no misy ny tranonareo, ny vohitrareo? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 Your, yours; by you. It is plural.
5 Rainareo [ray]: your father.
6 Efanareo [efa]: finished by you.
7 When added to trisyllabic roots ending in -ka or -tra, the n is elided. Satrokareo [satroka]: your hat. Tongotrareo [tongotra]: your feet. [1.2]
8 your; done by you (plural) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 Votre, vos, à vous, par vous, de vous. Ray aman-dreninareo: votre père et votre mère. Vitanareo: accompli par vous. [1.3]
10 -nareo. De vous, par vous. Votre, vos. [1.5]
11 à vous, votre; fait par vous (pluriel). [1.8]
Mpanahaka  12  areo, 13  anareo, 14  ianareo
Tsanganana sy sary iray takila  15  Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  16 areno, 17 erona, -nareo, 18 orena, 19 reona

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08