|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  anareo
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Mpisolo anarana misolo olona enti-manolo ny ianareo raha atao teny fameno: Manontany anareo aho ka valio; na raha atao milaza tompon-javatra: Hay anareo itỳ tanimbary itỳ? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 You, your, yours (plural). Accusative and possessive case of hianareo. [1.2]
5 you (plur. - as object); yours [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 Vous, à vous, à votre tour. Hamangy anareo aho: je vous visiterai. Anareo ny mifafa ny trano: c'est à vous autres à balayer la maison. Anareo ho anareo izany: c'est votre affaire. [1.3]
7 Vous, à vous (pluriel). [1.5]
8 vous (pluriel - objet); vôtre. [1.8]
Mpanahaka  9  ianareo, 10  nareo
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 2 amin' io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  12  Ny mpisolo rehetra

Teny iditra (2/2)13  anareo
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15 olom-pady [Sihanaka] [1.78]

Fivaditsoratra  anareo, 16 anerao, 17 Areonà, 18 eroana

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08