Entrée |
mananontanona
(tanontanona)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mipetraka kamokamo eo akaikin' olona ka tsy manao na inona na inona fa mijerijery fotsiny eo: Mananontanon-dava eo akaikiko io adala io Manatona, mampatahotra, mila hamely: Misy loza mananontanona azy
[1.1]
|
Morphologie |
Présent : |
mananontanona |
Passé : |
nananontanona |
Futur : |
hananontanona |
Impératif : |
mananontanòna |
|
|
Entrée |
mananontanòna
(tanontanona)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif mananontanona
|
Explications en malgache | [1.1]
|
Explications en français | [1.3]
|
|