|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manaloka
Fototeny  2 aloka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manome aloka, miaro amin' ny hainandro: Mikisaha etsy avaratra fa bey misy manaloka anao eo amin' ny misy anao eo.
5 Mampahamaizina: Arodany io rindrina io fa manaloka be ihany.
6 Manakona ny voninahitra ka mampihena ny fahefana: Betsaka ny andriana ambony novonoin-dRanavalona reniny fa natahorany hanaloka azy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to cast a shadow; to cover so as to afford shelter; to obscure from the light.. [1.2]
8 to cast a shadow on ; to protect. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 ombrager; obscurcir ; abriter. [1.8]
Ohatra  10  sa ala manaloka ny ony tonga maitso? [2.445#]
11  Ny tany efa kotra, ny katsaka manaloka ny tsaramaso. [2.117#]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)16  manaloka
Sokajin-teny  17  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  18 manonofy ny olo-maty. [Tambahoaka] [1.78]

Fivaditsoratra  19 lamokana, 20 malokaña, 21 manakalo, 22 manaloka, 23 manolaka, manôlaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09