|
|
|
|

Entrée (1/2)1  kady
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Hazo lava misy baraka navoromborona natsangana amin' ny tany efa an' ny tena na tiana hofaritana ho an' ny tena, na hiarova na mba tsy hodiavina na hakana an-keriny ny vokatra maniry ao: Tany vita kiady ny ahy io ka tandremo [1.1]
4  Aro: Ianao no kiadinay eto antanàna. [1.1]
Explications en français  5  Poteau, perche, monceau de pierres ou de mottes surmontées d’une poignée de paille servant à marquer une prise depossession, mi interdit ou une défense ; fig. protecteur, défenseur, bouclier, sauvegarde [1.3]
Dérivés 
6  Verbes actif :
7  Verbes passif :
8  Verbes relatif :
9  Noms :
10  Adjectifs :
Autres orthographes  11  kiady
Analogues  12  Voninahitra, tabiha, rehareha, sanga, endrika, olomanga, avara-pianarana, kintana telonohorefy, vato nasondrotry ny tany, trafo nasondrotry ny nofo, tolà-miadidy, varavara-miandraikitra, voara endriky ny saha, tatamo ravaky ny farihy, kitro ifaharana, vovonana iadian' ny lohany, varivary andrian' ny tafo, felatana-mangaika ny rantsana, trafo lelafin-ko mandina

Entrée (2/2)13  kady
Partie du discours  14  nom
Vocabulaire  15  Son
Explications en français  16  Bruit de l'eau dans une barrique. [1.19]

Mis à jour le 2020/07/31