|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kadina
Fototeny  2 kady
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asiana kady: Nokadiny tsy hidiran' olona ny sahany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Où on plante une perche en signe de défense, qu’on interdit, qu’on défend: Nokadiko tsy hidiran' ilay io ny tranoko (J’ai interdit à celui-là l’entrée de ma maison). [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  kadina
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12 latsintafo tanimanga. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  13 bardeau. [1.13]
Voambolana  14  Toe-karena: fanorenana

Fivaditsoratra  15 dakany, 16 danika, 17 dikana, 18 dinaka, 19 kadina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12