|
|
|
|

Entrée (1/4)1  fanenitra
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Santé
Explications en malgache  4  Aretina mahafaty avy amin'ny basiliosin'i Nikolae izay miditra avy amin'ny ratra tsy voakarakara ara-pahasalamana [1.13]
Explications en français  5  Tétanos [1.13]

Entrée (2/4)6  fanenitra (tenitra)
Partie du discours  7  nom
Vocabulaire  8  Zoologie: invertébrés
Explications en malgache  9  Bibikely toy ny masomby maro mitohitohy mainty sy vony ny kibony ary misy filo manindrona ery an-tendrony [1.1]
Explications en anglais  10  A species of mason wasp. [Menangabow panangit.] This is sometimes called takolapanenitra and fangaraka [1.2]
11  A wasp [1.7]
Explications en français  12  Guêpe [1.3#147, 1.8, 1.13]
Exemples  13  nihotakotaka sahala amin'ny omby tratran'ny fanenitra ry zareo [2.895#]
Synonymes  14  takolapanenitra, fangaraka
Article  15  Randzavola: fanenitra ao amin' ny Baiboly

Entrée (3/4)16  fanenitra (tenitra)
Partie du discours  17  nom
Explications en malgache  18  Fanebahana, fanaovana tsinontsinona, fanatsizarizariana [1.1]

Entrée (4/4)19  fanenitra (tenitra)
Partie du discours  20  nom
Explications en malgache  21  Fomba entina manenitra, maneso, manaraby [1.1]
Explications en français  22  Critique [1.3#147]

Mis à jour le 2023/01/20