Entrée tetanosy
Partie du discours nom
Explications en malgache Aretina mahafaty avy amin'ny basiliosin'i Nikolae izay miditra avy amin'ny ratra tsy voakarakara ara-pahasalamana [1.13]
 Jereo "Tetanosy (mihidy valanorano)" [Rehefa tsy misy ny dokotera, takila 182] [5.mg.https://hesperian.org/wp-content/uploads/pdf/mg_wtnd_2016/mg_wtnd_2016_14.pdf]
Explications en français Tétanos [1.13]
Exemples Eo amin'ny zaza vao teraka, ny fahadiovana dia zava-dehibe mba hisorohana ny tetanosy. [2.424]
Vocabulaire 
Mots composés 
Analogues  fanenitra ~ tomboka
Illustrations 

Mis à jour le 2023/08/11