|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 -areo |
| Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana, entina misolo ny olona iresahana raha maro: Hoy Rakoto tamin'izy mirahalahy: "Aiza no misy ny tranonareo, ny vohitrareo?
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 Your, yours; by you. It is plural.
5 Rainareo [ray]: your father. 6 Efanareo [efa]: finished by you. 7 When added to trisyllabic roots ending in -ka or -tra, the n is elided. Satrokareo [satroka]: your hat. Tongotrareo [tongotra]: your feet. [1.2] 8 your; done by you (plural) [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 De vous, par vous. Se place comme régime indirect après les mots terminés par ka, tra, na. Katsakareo: votre maïs. Fantatrareo: connu de vous. Razanareo: vos ancêtres.
[1.3] 10 De vous, par vous. [1.5] 11 à vous, votre; fait par vous (pluriel). [1.8] |
| Mpanahaka | 12 nareo, 13 anareo, 14 ianareo |
| Tsanganana sy sary iray takila |
15 Ny mpisolo rehetra |
| Fivaditsoratra | 16 aore, -areo, 17 erao, 18 eroa, 19 orea |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|