|
|
|
|

Entrée (1/2)1  anarana
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Linguistique
Explications en malgache  4  Teny enti-milaza zavatra na biby na olona ka anavahana ary iantsoana azy: Rabe no anaran' ny rahalahiko ~ Akondro no anaran' itỳ voankazo itỳ [1.1]
5  sokajinteny [1.1]
6  Iray amin'ny sokajin-teny, fomba fiantsoana [1.13]
Explications en anglais  7  Name [1.2, 1.7]
8  Appellation, honour. (Sunda, etc., ngaran.): Tsy manana anarana izy (He is of no moment, or of no rank) [1.2]
Explications en français  9  Nom [1.8, 1.13]
10  Dénomination [1.13]
Morphologie 
11  Simple :
Mots composés 
Toponymes 
Titres 
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot anarana

Entrée (2/2)20  Anarana
Partie du discours  21  nom propre (titre de livre)
Mots élémentaires  22  anarana
Auteur  23  Rapatsalahy Paul
Editions  24  Edisiona Takariva, 1981. Hauteur: 16cm. Largeur: 11.5cm. Pages: 20

Anagrammes  25  anarana, aranana

Mis à jour le 2024/08/16