|
|
|
|

Teny iditra1  very anarana
Singan-teny  2 very, 3 anarana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza ray na reny niteraka izay nanjary very anarana fa naka ny anaran-janany nampiana hoe Raini na Reni:
6 Very anarana Ratsimandresy fony niteraka an' i Bao fa lasa hoe Rainibao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to have lost rank or position
8 to have changed one's name, as parents not of noble rank so frequently do in taking the name of their first-born child. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17