Entrée | akoran-javatra | |
Mots élémentaires | akora ; zavatra | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Anarana omena ireo harena sy vokatry ny tany, toy ny metaly tsy voaempo, ny landihazo..., tsy mbola voahodina ho zavatra azo ampiasaina [1.1] | |
Akora ahodina ho tonga zava-hita [1.13] | ||
Explications en français | Matières premières [1.13] | |
Vocabulaire | Economie: (en général) | |
Synonymes | akoram-bokatra ~ akoran-draha | |
Mis à jour le 2023/12/12 |