|
|
|
|

Teny iditra1  zazavao
Singan-teny  2 zaza, 3 vao
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 olona vao miana-draharaha, mpanavao: Mbola zaza vao amin' ny raharahany izy
6 ireo tovolahy vao nantsoina ho miaramila, ho ambany faneva [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 a new recruit; a new trainee [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 recrue; apprenti sans expérience [1.8]
Ohatra  9  Izany hoe, fironana ankehitriny ny fanoloana ny tafika zazavao amin' ny tafika tena matihanina. [4.27#]
10  Nandritra ny roa volana, nanaraka ny fianarana ady ankapobeny I Feno, sahala amin' ireo zazavao namany rehetra. [2.472#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12