|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  vao
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsy mbola simba: Mofo vao vidina fa efa leon' ny mofo mialina andro aho
4 Niseho tsy ela izay: Fery vao
5 Tsy tranainy, tsy ton-ta: Nosoloana dabilio vao daholo ny dabilio tao am-piangonana. Ny mpamaritra matoanteny "Vao" dia manan-kevitra samy hafa araka ny matoanteny miaraka aminy, na milaza ny ankehitriny, na ny lasa, na ny ho avy: 1) Mbola eo...: Vao misakafo izahay. 2) Avy... tsy ela akory: Vao nisakafo izahay. 3) Efa akaiky ny: Vao hisakafo izahay
6 Raha vantany avy...: Vao nahare poa-basy izy dia nandositra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 Nouveau, récent, neuf, frais, tendre:
8 Homam-bary vao izahay (Nous mangeons du riz nouveau) ~
9 Mbola vao ireo kiraro ireo (Ces souliers sont encore neufs) ~
10 Ividiano mofo vao aho (Achetez-moi du pain frais, tendre)
[1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  26  Fikambanana 43 amin' io teny io

Teny iditra (2/4)27  vao
Sokajin-teny  28  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  29 nouvellement, récemment, dernièrement, depuis peu, sur le point de:
30 Vao tonga izy (Il est arrivé récemment, dernièrement, depuis peu) ~
31 Vao handeha izy (Il est sur le point de partir)
[1.3]

Teny iditra (3/4)32  vao
Sokajin-teny  33  anarana
Fanazavàna teny malagasy  34 anaran-kazandrano [Taisaka] [1.78]
Voambolana  35  Haibiby: trondro

Teny iditra (4/4)36  vao
Sokajin-teny  37  anarana
Fanazavàna teny frantsay  38 (ici : « dès que » ; la floraison de cette plante marquait le départ des piroguiers Vezo pour la pêche en haute mer ou la dangereuse chasse au cachalot.
39 Il fallait partir dès que la première fleur s'ouvrait, d'où le nom malgache).
40 Crinum firmifolium Baker (Amaryllidaceae).
41 Nom relevé d'après Tabibo d'Ambato-Boeny : d'après cet empirique, le bulbe toxique est surtout employé en emplâtre sur les abcès et furoncles ; il en assure la détersion et la cicatrisation.
42 On l'emploie peu par la bouche car il est toxique (présence d'alcaloïdes confirmée). [Sakalava] [1.196]
Voambolana  43  Haizavamaniry 44  Fahasalamana
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  46 avo, 47 ova, 48 vao, 49 voa~, voa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17