| Entrée | 1 zarazaraina |
| Radical | 2 zarazara |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Exemples |
4 ny mahitsy zarazaraina hiany, ka raha tsy mamosavy andriana, tsy mamosavy vahoaka.
[2.48]
5 Ary zarazaraina toy izao ny fampiseho ny tantaran' i Gideona amin' izany: [1.38] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/07/29 |
|