|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  zaha
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fijerena zavatra: Nataony tsara zaha ny tranoko.
4 Fanaovana izay hahitana, fitadiavana.
5 Fandinihana.
6 Fitsapana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 Action de regarder, de considérer. [1.3, 1.5]
8 Action d’aller à la recherche ; fig. de sonder, d’éprouver, d’expérimenter. [1.3]
9 action de chercher. [1.5]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  23  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/4)24  zaha
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny malagasy  26 zarana (antsy, angady, ets..). [Taisaka] [1.78]
27 zara, zarany (antsy, ets.). [Bara] [1.78]
Tovy hevitra  28 zahany
Kamban-teny rehetra  29 zahatany

Teny iditra (3/4)30  zaha
Sokajin-teny  31  anarana
Fanazavàna teny malagasy  32 baobaby. [Tanosy] [1.78]
33 karazan-kazo vaventibe miendrika tavoahangy. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  34 baobab. [1.13]
35 voir za. [1.5]
Voambolana  36  Haizavamaniry: hazo
Mpanahaka  37  adansonia, 38  baobaba, 39  bozy, 40  reniala, 41  za

Teny iditra (4/4)42  zaha
Sokajin-teny  43  anarana
Fanazavàna teny frantsay  44 (probablement de zahana : qu'on éprouve, qu'on expérimente). Nom donné par les piroguiers vezo aux perches employées pour la propulsion des pirogues (encore appelées tehembato). Par extension, nom donné aux arbres qui fournissent de telles perches. Notamment : Grewia microcyclea (Burret) Capuron & Mabb. (Malvaceae) ; Stadmannia oppositifolia Lam. et sa variété Stadmannia oppositifolia var. grevei (Danguy & Choux) Capuron (Sapindaceae).. [Sakalava, Mahafaly] [1.196]
Voambolana  45  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  46 haza, 47 zaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09