|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1  bozy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  3 stunted, dwarfish, diminutive in stature; short but pleasing [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  4 nain, nabot [1.3#93, 1.196]
5 se dit des petites filles [1.3]
6 personnage contrefait [1.196]
Tovy hevitra  7 bozibozy
Kamban-teny rehetra  8 Ibozy

Teny iditra (2/7)9  bozy
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 Fiasan' ny dokotera entina hangaronana fery na ny lalan-drano amin' ny tenan' ny olombelona mba hampandehanana ny fivalanan-drano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 a catheter [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  13 sonde, instrument de chirurgie [1.3#93]
Voambolana  14  Fahasalamana

Teny iditra (3/7)15  bozy
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny anglisy  17 baobab tree [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  18 Adansonia za Baill. ; Adansonia madagascariensis Baill. (Malvaceae). Nom plus spécialement donné aux jeunes sujets. [Tankarana, Sakalava]
19 Vigna sinensis (L.) Savi ex Hassk. (Fabaceae) ; la racine renflée est comparée à un petit personnage difforme. Racine comestible, activement recherchée en cas de disette. [Tandroy] [1.196]
Voambolana  20  Haizavamaniry: hazo
Mpanahaka  21  adansonia, 22  baobaba, 23  reniala, 24  za, 25  zaha
Anarana ara-tsiansa 
Sary 
29  30 

Teny iditra (4/7)31  bozy
Sokajin-teny  32  anarana
Fanazavàna teny malagasy  33 Kabaro andrahoina tsy misy fangarony [Sakalava] [1.1]
Tsipelina hafa  34 bojy

Teny iditra (5/7)35  bozy
Sokajin-teny  36  anarana
Fanazavàna teny frantsay  37 râpe à coco. [Tankarana] [1.19]
Tovy hevitra  38 bozo

Teny iditra (6/7)39  Bozy
Sokajin-teny  40  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  41 Anaram-bosotra fiantsoana mazàna ny zazavavy kely: Andeha mantsaka, ry Bozy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  42 Used in speaking of children [1.2]
Voambolana  43  Fanampin' anarana (vavy)
Tsipelina hafa  44 koto, koto

Teny iditra (7/7)45  Bozy
Sokajin-teny  46  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  47 Buzi [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  48 Buzi [2.996]
Voambolana  49  Soratra Masina
Tovy hevitra  50 bozi
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  51 Toko sy andininy momba Bozy

Fivaditsoratra  52 Bozi, Bozy, bozy

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/25