|
|
|
|

Teny iditra1  zafy tsy torana
Singan-teny  2 zafy, 3 tsy, 4 torana
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 enti-milaza ireo zafikely efa lavitra dia lavitra ka tsy mba mitomany intsony raha mandre fa maty ireo kazaha na razam-beny tany aloha [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 petits-fils insensibles. On appelait de ce nom les descendants éloignés parce qu' ils ne pleuraient guère à la mort de leurs vieux ancêtres [2.415]
[zafitsiTOrana] 8 tous les petits fils éloignés [1.54]
Voambolana  9  Fifandraisana: fianakaviana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12