|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  torana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsy mahatsiaro tena vetivety ka sady tsy mahare na inona na inona no tsy afa-manetsika ny tena: Torana izy raha vao nahare ny nahafatesan-drainy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 évanoui, tombé en défaillance, en syncope.
5 saisi par une forte impression de joie ou de tristesse. [1.3]
6 en syncope. [1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  18  Fahasalamana
Kamban-teny rehetra  19  Fikambanana 5 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)20  torana
Sokajin-teny  21  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  22 Enti-milaza voankazo tanora dia tanora, mbola manta: Paiso vao torana.. [1.1]

Fivaditsoratra  23 anotra, 24 atrano, 25 naotra, 26 noatra, 27 rotana, 28 tanora, 29 tarona, 30 torana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09