|
|
|
|

Teny iditra1  zafy mafy
Singan-teny  2 zafy, 3 mafy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza ireo zafikely efa lavitra dia lavitra ka tsy mba mitomany intsony raha mandre fa maty ireo kazaha na razam-beny tany aloha [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 petits-fils insensibles. On appelait de ce nom les descendants éloignés parce qu' ils ne pleuraient guère à la mort de leurs vieux ancêtres [2.415]
Voambolana  7  Fifandraisana: fianakaviana
Tovy hevitra  8 zafy tsy torana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12