|
|
|
|

Teny iditra1 Vtra
Sokajin-teny  2 anarana (fanafohezanteny)
Fanazavàna teny malagasy  3fanafohezena ny hoe voninahitra. [3.1]
Ohatra  4 Rainikoto 14 vtra O.D.P / Rainitavy 13 vtra D.P.M / Raziva 10 vtra [2.59]
5 Ary rahefa vita izany teny nifamalian' izy roa lahy izany, dia avy Ilaitrimo XV vtra sy ny namany hamatotra an-dRainisoa XV vtra dekan' ny premier ministre, sy Rainilizá XV vtra, sy Rainimboay XIII vtra, sy Rainizanoa XIII vtra [2.48]
Voambolana  6 Teny fanajana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12