|
|
|
|

Entrée1  vonga-mofo
Mots élémentaires  2  vongana, 3  mofo
Partie du discours  4  locution
Explications en français  5  une tranche de pain [1.3]
Exemples  6  Ao amin'ny sobika misy ny mofo tsy misy lalivay voapetraka eo anatrehan'ny Tompo, dia angalao vonga-mofo iray sy mofo mamy miharo diloilo iray ary mofo mamy manify iray. [2.996]
Vocabulaire  7  Economie: alimentation

Mis à jour le 2025/09/12