|
|
|
|

Teny iditra1  voavidy
Fototeny  2 vidy
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay  4 acheté [1.3#832]
Ohatra  5  voavidy ny lamba. [2.442#71]
6  Efa voavidy ilay trano menamenan' Ambatovinaky izay an' ny "Union de Paris» ny taona. [2.356#202]
Tovy hevitra  7 vinidy
Kamban-teny rehetra  8 tsy voavidim-bola

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09