|
|
|
|

Teny iditra1  voatokana
Fototeny  2 tokana
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay  4 qu'on a isolé, mis à part, consacré, dédié, dont on a pris possession [1.3]
5 spécialisé, réservé [1.13]
Ohatra  6  Inona no diplaoma voatokana ho an' ny Malagasy? [2.113]
7  fotoana voatokana hivorian'ny mpianakavy rehetra. [2.606]
8  Mety aloha ny manadihady momba ny fepetra ampiasaina amin’ny famindrana toerana ny mpikambana amin’ny Foloalindahy hisahana asa voatokana ho an’ny olon-tsotra. [4.27]
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  10 tokoavana, 11 voaantoka, 12 voakatona, 13 voakotana, 14 voatakona, voatokana, 15 voatonaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09