| Entrée | 1 voatohintohina | 
| Radical | 2 tohintohina | 
| Partie du discours | 3 participe passé | 
| Exemples | 4   mira zotra amin' izany, dia voatohintohina fatratra ny fahalalahana fototra
[4.27] 5 mpikarakara biby fatratra Rainitoandro ka tsy tiany ho voatohintohina mihitsy ny fahasalamany [2.470] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/07/29 |   |