|
|
|
|

Teny iditra1  voatavotsiafakamboa
Singan-teny  2 voatavo, 3 tsy, 4 afaka, 5 amboa
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 Karazana voatavoarivolahy, lehibe vody, ataon' ny olona siny fantsakana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 (« calebasse que les chiens ne peuvent atteindre »). Fruit de Lagenaria siceraria (Molina) Standl. (Cucurbitaceae) de forme choisie pour conserver l'eau. Il devait être à fond plat et large, à goulot étroit et de grande capacité.. [1.196]
Voambolana  9  Haizavamaniry: anana
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09